Vaovao amin’ny onjam-peo

R.N.M

Tél : 22 352 61

Maridrefin’onjampeo : 99.2 FM Vaovao : - 6 ora 30 mn maraina (VM) - 8 ora maraina (Feon-gazety) - 10 ora maraina (Ampitampitao) - 12 ora 30 mn antoandro (VM) - 7 ora alina (VM) - 7 ora 30 mn alina (VF)

Radio Antsiva

Tel : 22 548 49 Maridrefin’onjampeo : 97.6 FM Vaovao : - 7 ora 15 mn maraina (VM) - 8 ora maraina (Feon-gazety) - (Vaovao tselatra : 9ora -10 ora - 11 ora) 12 ora 45 mn maraina (VM) - (Vaovao tselatra : 3ora - 4 ora - 5 ora - 6ora - 7 ora hariva)

VIVA

Tel : 22 567 88 Maridrefin’onjampeo : 98.8 FM Vaovao : - 7 ora sy 15 mn (VM) - 12 ora sy 15 mn (VM) - 6 ora 15 mn hariva (VM)

RTA

Tel : 22 627 76 - 22 614 38 Maridrefin’onjampeo : 102.0 FM Vaovao : - 12 ora 15 mn atoandro (VM) - 12 ora 30 mn atoandro (VF) - 5 ora hariva (VM)

Radio Tanà

Tel : 22 557 75 Maridrefin’onjampeo : 94.4 FM Vaovao : - 7 ora maraina (Kidaona Maraina) - 12 ora 15 mn atoandro (VM)

BBC World Service

Maridrefin’onjampeo : 89.2 FM Vaovao : 24 ora / 24 ora BBC Afrique : (Frantsay) - 7 ora 30 mn maraina - 3 ora hariva - 7 ora hariva - 9 ora alina

RLI

Tel : 22 290 16 - Fax : 22 675 59 Maridrefin’onjampeo:106 FM Vaovao : - 8 ora 30 mn maraina (VM) - 12 ora 00 mn atoandro (VF ) - 2 ora 30 mn tolakandro (VM) - 18 ora 00 mn (VM)

TechniMadRadio (TMR)

Tel : 22 318 32 - 032 07 587 17 Maridrefin’onjampeo : 104.20 FM Vaovao : 12 ora 15 mn - 6 ora 15 mn hariva

Alliance 92

Tél : 24 200 15 Maridrefin’onjampeo : 92.0 FM Votre couleur musicale

RFI

Maridrefin’onjampeo : 96.0 FM Vaovao : Isaky ny 30 minitra.

RADIO ACEEM

Tel : 22 653 69 Maridrefin’onjampeo : 103.4 FM Vaovao : - 12 ora 15 mn atoandro (VM) - 6 ora 30 mn hariva (VM)

Fahazavana Tel : Maridrefin’onjampeo : 88.6 FM Vaovao tapatapany : 10 ora maraina, 11 ora maraina, 3 ora hariva, 5 hariva, Vaovao : 7 ora sy fahefany maraina, 1 ora talakandro, 7 ora sasany hariva

Onjam-peon’ny tanora (RDJ)

Tél : 22 255 63 na 22 297 91 Maridrefin’onjampeo : 96 .6 FM Actu en 10 mn : 8h - 10h - 13h - 15h

Mafm

Tel : 22 231 97 Maridrefin’onjampeo : 105.2 FM Vaovao : - 6 ora 30 mn maraina (VM) - 7 ora maraina (VF) - 12 ora atoandro (VF) - 12 ora 30 mn atoandro (VM) - 5 ora 30 mn hariva (VM) - 7 ora hariva (VF) .

Radio Don Bosco

Tel : 22 443 87 - 44 446 19 Maridrefin’onjampeo : 93.4 FM Vaovao : -7 ora maraina (VM) - 12 ora atoandro (VM) - 4 ora hariva (Vaovao tselatra VM) - 6 ora hariva (Tselatra VM) - 7 ora hariva (VM) - 7 ora hariva (VF).

Fréquence Plus

Tel : 22 268 35 - 032 05 798 38 Maridrefin’onjampeo : 92.8 FM Vaovao : 6 ora 45 mn hariva (VM).

Top Radio

Tel : 22 692 73 Maridrefin’onjampeo : 102.8 FM Vaovao : 12 ora 45 mn (VM) atoandro.

 
MALAGASY Miha manalavitra ny tany

Manana kolontsaina sy fomba amam-panao tsy itambarany amin’ny hafa ny Malagasy. Anisan’izany ny fahafantarana sy ny fifandraisana ary ny fifamatorany amin’ny tany. Manomboka takona tsikelikely anefa izany satria miha manalavitra ny tany isika Malagasy.

Tahirim-panadihadiana

Designed by Vizecho MediaCopyright © Ultima Media - Mars 2010. Reproduction interdite.Tous droits reservés