Hanorana malefaka mitsitapitapy any Sava sy Analanjirofo ary Atsinanana. Hifandimby ny rahona sy ny masoandro amin’ny faritra sisa fa aorian’ny fisavan’ny andian-javona vao maraina any Menabe sy ny faritry ny afovoantany. Handrivotra ny andro any amin’ny tendrony avaratry ny nosy.
Hanorana malefaka mitsitapitapy any Sava sy Analanjirofo. Hifandimby ny rahona sy ny masoandro amin’ny faritra sisa. Handrivotra ny andro any amin’ny tendrony avaratry ny nosy.
| Minima | Maxima | ||
| ANTANANARIVO | 09 | 21 | |
| FIANARANTSOA | 10 | 20 | |
| MANANJARY | 17 | 25 | |
| NOSY-BE | 18 | 33 | |
| MAHAJANGA | 19 | 32 | |
| SAINTE-MARIE | 20 | 26 | |
| ANTSIRANANA | 19 | 30 | |
| MAINTIRANO | 20 | 32 | |
| ANTSIRABE | 07 | 20 | |
| MORONDAVA | 16 | 32 | |
| FARAFANGANA | 18 | 25 | |
| TOAMASINA | 18 | 26 | |
| TAOLAGNARO | 19 | 24 | |
| TOLIARA | 17 | 30 | |
| ANTALAHA | 17 | 27 | |
| MAEVATANANA | 20 | 33 |
| Euro | 2 583,43 Ar | JPY | 23,99 Ar |
| USD | 2 009,62 Ar | ZAR | 276,19 Ar |
| GBY | 3 078,74 Ar | HKD | 258,71 Ar |
| CHF | 1 985,40 Ar | USC | 2 390,2 Ar |
Manana kolontsaina sy fomba amam-panao tsy itambarany amin’ny hafa ny Malagasy. Anisan’izany ny fahafantarana sy ny fifandraisana ary ny fifamatorany amin’ny tany. Manomboka takona tsikelikely anefa izany satria miha manalavitra ny tany isika Malagasy.
Tahirim-panadihadianaDesigned by Vizecho MediaCopyright © Ultima Media - Mars 2010. Reproduction interdite.Tous droits reservés