Tranga samihafa : (20)
0 | 5 | 10 | 15

Ady tany niafara tamin’ny herisetra : Zaza enin-taona norasaina tamin’ny famaky

Zaza tsy manan-tsiny vao 6 taona monja no niharan’ny habibiana tao amin’ny tanàna kely iray any amin’ny fokontanin’i Navana, distrikan’i Maroantsetra. Ady tany teo amin’ny mpianakavy no nivadika herisetra sy fisomparana ka nikapana famaky ilay zaza.

(8 septembre 2010)

Mahajanga : Vadina polisy voaroba 20 tapitrisa Ar

(8 septembre 2010)

Dcssm-Ampahibe : Namoaka infirmiers 67 mianadahy

(8 septembre 2010)

Brickaville : Afaka madiodio ny Ben’ny tanàna

(8 septembre 2010)

Tselatra : Misy andian’ankizy mamaky ny lakozia eny Anosibe, Anosizato...

(8 septembre 2010)

0 | 5 | 10 | 15
 
MALAGASY Miha manalavitra ny tany

Manana kolontsaina sy fomba amam-panao tsy itambarany amin’ny hafa ny Malagasy. Anisan’izany ny fahafantarana sy ny fifandraisana ary ny fifamatorany amin’ny tany. Manomboka takona tsikelikely anefa izany satria miha manalavitra ny tany isika Malagasy.

Tahirim-panadihadiana

Designed by Vizecho MediaCopyright © Ultima Media - Mars 2010. Reproduction interdite.Tous droits reservés