| Kolontsaina : (20) | |
| 0 | 5 | 10 | 15 | |
|
|
Fanaovam-beloma an-dRaoul : Miara-miombom-po ny Malagasy…
Eny, nomen’ny mpiray tanindrazana ny haja amam-boninahitra sahaza azy, noho ny zava-bitany Raoul. Nanomboka tany Toamasina izany, nitohy teny an-dalana nihazo an’Antananarivo, ary tetsy Mahamasina halina. Miara-miombom-po amin’ny fahalasanan’ity zokiben’ny Mahaleo ity ny rehetra. Mbola handray azy Antsirabe mialoha an’Ambatofinandrahana. (8 septembre 2010) |
|
|
Kolontsaina : Anjakan’ny piraty koa ny hiragasy
Betsaka no miala maina noho ny ataon’ny piraty. Tsy afa-bela koa ny tontolon’ny hiragasy, izay zavakanto anisan’ny mampiavaka an’i Madagasikara, indrindra ny eto afovoan-tany. (7 septembre 2010) |
|
|
Fakafaka : « Ny mpanakanto tsy mba maty ! », saingy…
(7 septembre 2010) |
|
|
Gabhy : Hanaovana tsangambato…
(7 septembre 2010) |
|
|
Kabary : Vonona ny hizara ny andia « Mampita »
(7 septembre 2010) |
| 0 | 5 | 10 | 15 | |
| Euro | 2 583,43 Ar | JPY | 23,99 Ar |
| USD | 2 009,62 Ar | ZAR | 276,19 Ar |
| GBY | 3 078,74 Ar | HKD | 258,71 Ar |
| CHF | 1 985,40 Ar | USC | 2 390,2 Ar |
Manana kolontsaina sy fomba amam-panao tsy itambarany amin’ny hafa ny Malagasy. Anisan’izany ny fahafantarana sy ny fifandraisana ary ny fifamatorany amin’ny tany. Manomboka takona tsikelikely anefa izany satria miha manalavitra ny tany isika Malagasy.
Tahirim-panadihadianaDesigned by Vizecho MediaCopyright © Ultima Media - Mars 2010. Reproduction interdite.Tous droits reservés