Fanatanjahantena : (20)
0 | 5 | 10 | 15

Kitra Toamasina : Tompondaka ny Asf

(10 septembre 2010)

Fast and Furious : Hiady ny « King of Masay » ny mpifaninana

(10 septembre 2010)

Fila : Tsy misy solontena afrikanina

(10 septembre 2010)

Judo – Mondiaux 2010 : Ho henjana ny miandry an’i Tahiana sy Elie

I Kalilov Jamshel (Tajikistan) no hihaona amin’i Tahiana voalohany eo amin’ny –60 kg raha i Luzia Bruno (Mozambique) no hifandona amin’i Elie Norbert eo amin’ny –66 kg amin’ny fihodinana voalohan’ny fiadiana ny tompondaka eran-tanin’ny judo. Ho mafy ny ady ho azy mirahalahy ireto…

(9 septembre 2010)

Kitra – Thb Champion’s League : 2.500.000 Ar no azon’ny tompondaka

(9 septembre 2010)

0 | 5 | 10 | 15
 
ANTANANARIVO 400 TAONA Ampahan-tantara sy sary fahizay...

400 taona ny tanànan’Antananarivo. Manana ny tantarany fahizay izy. Fiteny ilazana azy, ohatra, ny hoe : Antananarivo tsy vita indray andro, ny arivo lahy tsy maty indray andro, haingo diso an’Iarivo... Saika manana ny mampiavaka sy ny tantarany avokoa ireo anaran-tanàna ao aminy. Ireo ampahan-tantara sy sary fahizay...

Tahirim-panadihadiana

Designed by Vizecho MediaCopyright © Ultima Media - Mars 2010. Reproduction interdite.Tous droits reservés